HVM Foibe Madagasikara

HVM Foibe Madagasikara N° - Tél : 034 17 129 66 Responsable Communication HVM Madagasikara. Miara mientana ho amin'ny fampandrosoana

01/10/2026

💙 KONGRESIM-PARITANY HVM MAHAJANGA 💙

Anjarantsika jiaby ao amin'ny Faritany Mahajanga koa izao.

Ny Asabotsy faha 03 Oktobra 2026 ho avy izao, ny Toerana dia ao amin'ny "Espace malalaka Saint Gabriel Mahajanga", amin'ny 02 ora folak’andro.

Mitongava maro antsika jiaby !

« Mifanome Tanana ho amin’ny Fampandrosoana »

Alefa ry Tanora 💙💙💙Mankasitraka
01/10/2026

Alefa ry Tanora 💙💙💙
Mankasitraka

🔵⚽ TOURNOI — « TSIAHY NY TOLONA »

Koa satria nandray anjara feno tamin’ny Tolona tamin’ny volana Septambra sy Oktobra 2025 teto Madagasikara ny Tanora HVM, dia mandray anjara amin’ny lalao ara-panatanjahantena tafiditra anatin’ny hetsika « TSIAHY NY TOLONA » isika amizao.

Ao anatin’ny Vondrona H no misy ny JEUNES HVM, izay nihaona tamin’ny NATOLOTRA PRO androany maraina.

💪Tournois Foot-Ball / VOKATRA FARANY :

🔵 JEUNES HVM 3 — 0 NATOLOTRA PRO

⚽ Fandresena 3-0 no azon’ny Jeunes HVM FC tamin’ity fihaonana ity, ka manohy ny diany ao anatin’ity fifaninanana ara-panatanjahantena ity.

🔵 HVM — Mifanome Tanana ho amin’ny Fampandrosoana.

🟦 HVM FARITRA MELAKYTontosa ny Zoma 25 Septambra 2026 ny fananganana ny Birao Vaovao Mpitarika ny Antoko Hery Vaovao ho ...
28/09/2026

🟦 HVM FARITRA MELAKY

Tontosa ny Zoma 25 Septambra 2026 ny fananganana ny Birao Vaovao Mpitarika ny Antoko Hery Vaovao ho an’i Madagasikara (HVM) tao amin’ny Distrikan’Antsalova, Faritra Melaky.

Natrehin’ny Birao Mpitarika HVM Regionaly Melaky ny hetsika, izay notarihin’ny Mpandrindram-paritra, ary nanome voninahitra ny fananganana ireo rafitra vaovao mpitarika ny HVM tao amin’ny Distrikan’Antsalova.

Ireto avy ireo voafidy mpitarika :

🔹 CADRE HVM
• Filoha : Atoa Christophe
• Filoha Lefitra : Atoa Jean Marie

🔹 VEHIVAVY HVM
• Filoha : Rtoa Brigitte
• Filoha Lefitra : Rtoa Nanou

🔹 Tanora HVM
• Filoha : Atoa Maradona
• Filoha Lefitra : Rtoa Fredine

Mirary fahombiazana ho an’ireo tompon’andraikitra vaovao amin’ny fanatanterahana ny andraikitra sahaniny, ary amin’ny fanamafisana hatrany ny firaisankina sy ny rafitry ny HVM ao amin’ny Distrikan’Antsalova.

HVM — Mifanome Tanana ho amin’ny Fampandrosoana. 🇲🇬

27/09/2026

NOMINATION | COORDONNATEUR SOUS-RÉGIONAL SADC

L’ONG Action Pour l’Éducation Citoyenne (APEC Internationale) a le plaisir d’annoncer la nomination de Monsieur RANDRIANARIVONY JAOBARISON ZAKAMANARIVO au poste de Coordonnateur sous-régional SADC de l’APEC Internationale. Cette nomination témoigne de la confiance placée en son engagement, son expérience, son sens des responsabilités et sa capacité à contribuer au rayonnement des valeurs de l’organisation dans l’espace SADC.

À travers cette nouvelle responsabilité, Monsieur Randrianarivony Jaobarison Zakamanarivo contribuera au renforcement des actions et des initiatives de l’APEC Internationale dans la sous-région, notamment dans les domaines de l’éducation citoyenne, de la jeunesse, du développement et de la coopération. Son leadership et son dynamisme seront des atouts importants pour favoriser de nouvelles synergies et accompagner la mise en œuvre de la vision de l’organisation.

L’APEC Internationale lui adresse ses chaleureuses félicitations et lui souhaite plein succès dans l’exercice de ses nouvelles fonctions. Nous sommes convaincus que son engagement et son expérience contribueront activement à la consolidation de nos initiatives et à la réalisation de nos objectifs communs.
Ensemble, faisons de l’impossible une réalité !


’Impossible_Possible



La Cellule de Comunication

💙 KONGRESY HVM – FARITANY MAHAJANGA 💙 Ny Birao Foiben’ny Antoko Hery Vaovao ho an’i Madagasikara (HVM), miaraka amin’ire...
27/09/2026

💙 KONGRESY HVM – FARITANY MAHAJANGA 💙

Ny Birao Foiben’ny Antoko Hery Vaovao ho an’i Madagasikara (HVM), miaraka amin’ireo mpikambana rehetra ato amin’ny Faritany Mahajanga, dia faly manasa amim-panajana antsika jiaby mba ho tonga hanotrona ny:

KONGRESIM-PARITANY HVM MAHAJANGA

Ny Asabotsy faha 03 Oktobra 2026 ho avy izao, ny Toerana dia ao amin'ny "Espace malalaka Saint Gabriel Mahajanga", amin'ny 02 ora folak’andro.

Mitongava maro antsika jiaby !

« Mifanome Tanana ho amin’ny Fampandrosoana »

25/09/2026
🥳JOYEUX ANNIVERSAIRE Alain Rasambany 🔵Amin’ny anaran’ny Antoko HVM sy ny mpikambana rehetra, dia faly izahay mitondra ny...
24/09/2026

🥳JOYEUX ANNIVERSAIRE Alain Rasambany

🔵Amin’ny anaran’ny Antoko HVM sy ny mpikambana rehetra, dia faly izahay mitondra ny teny fiarahabana sy firariantsoa feno ho anao, Atoa Alain Rasambany, Sekretera Jeneraly Nasionaly ato amin’ny Antoko HVM, amin’izao andro manokana, fitsingerenan’ny taona nahaterahanao izao.

🔷Mirary fahasalamana, fahombiazana ary hery hatrany amin’ny fanatanterahana ireo andraikitra sahaninao izahay.

🎉 Joyeux anniversaire Monsieur le SGN ! 🎂💙

20/09/2026

🔵 Efa anatin’ny fiomanana amin’ny fikarakarana ny Kongresim-Paritany ihany koa ny HVM Faritanin’i Mahajanga, amin’izao f...
20/09/2026

🔵 Efa anatin’ny fiomanana amin’ny fikarakarana ny Kongresim-Paritany ihany koa ny HVM Faritanin’i Mahajanga, amin’izao fotoana izao.

💙 HVM — Mifanome Tanana ho amin’ny Fampandrosoana. 🇲🇬

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261340720219

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HVM Foibe Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to HVM Foibe Madagasikara:

Shortcuts

Share