01/06/2026
Mp sorato ao amin'ny commentaire raha mila plus informations anao na hampamelona kaonty fetsiboky maty ianao ✅
Ity cas iray ity dia efa tany amin'ny mois Février no maty ilay kaonty ka vao omaly nahita anay ka nifampiresaka izahay dia izao hitantsika izao vita sahady izy. Niezaka fona moa ny ekipa hanao zay hampiverina azy 🙏
Tsara kokoa anefa raha tonga dia miantso ny laharanay 034 78 430 76 fa mandray anareo fona ny ekipa ato aminay ✅