GENZ Gendarmerie Malagasy

GENZ Gendarmerie Malagasy GENZ Madagascar videos viral pour la liberation de Madagascar 🏴‍☠️🇲🇬

29/08/2026

Appel à témoins
Misy mponina Ambohimanga Rova ve naharehy PAO’MBASY
29/08/2026

29/08/2026

1 taona !

28/08/2026

Avec la demande spéciale de madame la Ministre Faniry Soa dia natao mandat de dépôt pour atteinte “à la sûreté de l’État. I Gasikara moa izany dia tsy heno intsony… Marihina fa tsy Foza izy Taloha

27/08/2026

Vonoina otrany mamono akoho ny Zanakay !

10 millions ny mponina eto Antananarivo fa ihafina any ambany tany aza dia tsy maintsy ho ita Elisa ni namono any Haigot...
27/08/2026

10 millions ny mponina eto Antananarivo fa ihafina any ambany tany aza dia tsy maintsy ho ita Elisa ni namono any Haigotiana sy Stephanie ! Aleo ny vahoaka no hitsara raha tsy matoky ny Fanjakana intsony !

Antananarivo dia Kely ! Tsy maintsy misy mahafantatra any ilay Bandy manao akanjo France iny. Somary mpirevy ary Mifoka....
27/08/2026

Antananarivo dia Kely ! Tsy maintsy misy mahafantatra any ilay Bandy manao akanjo France iny. Somary mpirevy ary Mifoka. Aleo ny vahoaka Hitsara raha tsy mahavita ny GSIS sy ny Miaramila !
Matao manana 4x4 dia afaka mahitahita sy mana kolikoly satry manam’bola. Aoka Zay fa matimaty Foana ny Zanakay !

No comment…
10/08/2026

No comment…

SQUAD anti Secte
02/08/2026

SQUAD anti Secte

01/08/2026

Mbola misy misy ny Tsy tafiditra amponja ary Tsy maintsy ampidirina amin’alalan’i ATTEINTE A LA SÛRETÉ DE L’ÉTAT

19/04/2026

ATSIKA REHETRA MIARAKAM’PRESIDENT FFM

Address

101 IAVOLOHA
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GENZ Gendarmerie Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share